Entry 1/2 | kamokamo (kamo) | |
Part of speech | adjective | |
Examples | (t) (1) Ary tamy ny Lehidama nisy mosary kely, fa nisy kamokamo nanadino ny teny n'Andrianampoinimerina;
[2.48] | |
Synonyms | tsikamokamo ~ malaindaina ~ malaholaho ~ malazolazo ~ marezodrezoka ~ marisarisa ~ sorisorena ~ somazotsazoka ~ manaran-daina ~ tsy rototra ~ milasilasy | |
Entry 2/2 | -kamokamo- | |
Part of speech | Unspecified | |
Explanations in Malagasy | hamokamoka : (h > -k)mokamo(ka > -) [3.1] | |
Anagrams | kamokamo, komakoma, mamokoka |
Updated on 2023/01/20 |