Entry | 1 kakazo |
Root | 2 hazo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hazo [Betsimisaraka]
[1.1] 5 Hazo [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78] 6 hazo efa tapaka [1.13] |
Explanations in French |
7 bois [1.13] 8 (de HAzo : arbre ou bois). Deux sens suivant les dialectes : 9 bois mort, récolté comme combustible. [Merina] 10 bois d'oeuvre, en grume mais déjà sec. [Betsimisaraka] [1.196] |
Examples |
11 Voatery nampiasa fitaovana toy ny kakazo marani-doha hiasana ny tany izy ireo. [2.445] |
Vocabulary |
12 Botany |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word kakazo |
Updated on 2020/07/31 |