|
|
|
|

Entry1  kabarina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila
Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana
Explanations in English  4  [1.7] to be discussed or announced publicly
Explanations in French  5  [1.3] Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse)
6  [1.8] qu'on proclame, qu'on discute publiquement
Examples  7  [2.245#] Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka.
8  [1.437#] Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao.
Root  9  kabary
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Other spellings  14  kabaroina

Anagrams  15  akabarin, kabarina, karabina, nakabary, nirabaka

Updated on 2025/01/21