|
|
|
|

Entry1  joloka manga
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.4] Fitaka be fotsiny ilay joloka manga nanaovana.
4  [2.4] Nisy mpanao joloka manga naratra tao anaty fiara.
5  [2.472] Tsy tonga irery ilay iraka, fa nisy olona dimy lahy nanao joloka manga ary nitondra fiasana niaraka taminy.
Elementary words  6  joloka, manga

Updated on 2024/12/26