|
|
|
|

Entry1  jangajanga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny
Explanations in French  4  [1.3] luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues
Root  5  janga
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
Synonyms  9  janga

Updated on 2025/01/21