Entry (1/3) | 1 jamòka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Synonyms | 6 jomoka |
Entry (2/3) | 7 jamòka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Anarana niantsoana ny omby taloha [1.1] |
Explanations in French |
10 ancien nom des boeufs [1.3] 11 zébu [1.54] |
Examples |
12 Ny teny hoe jamoka dia avy tamin'ny teny arabo persiana hoe "jamous" ary ny anarana hoe "omby" izay voalaza fa naaolon-dRalambo ny "jamoka" dia mety ho avy tamin'ny teny soahilia hoe"ngombe. [2.508#] 13 Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony (5) Isa telo, Tsindrian-telo, Telo manindry, Toka-mahafoio. [2.69#] |
Vocabulary |
14 Zoology: mammals |
Synonyms | 15 omby |
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 17 jamoka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 corbeilles rangées sur les étagères des maisons comme ornement [1.3] 20 corbeille ?. [Tankarana] [1.19] |
Anagrams | 21 jamoka, jamòka, jomaka, jamoka, jamòka, jomaka |
Updated on 2021/06/24 |