|
|
|
|

Entry1  ise
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1]
Explanations in English  4  used familiarly for You, You sir. [1.2]
5  you (singular) used familiarly between men [1.7]
Explanations in French  6  tu [1.8]
Explanations in Italian  7  tu [1.18]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Tables and plates  12  All the pronouns
13  All the pronouns

Anagrams  14  ise, sie

Updated on 2020/07/31