|
|
|
|

Entry1  ialahy
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?)
4  Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!
5  Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko
6  Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [1.1]
Explanations in English  7  thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. [1.2]
8  you (singular) used familiarly between men [1.7]
Explanations in French  9  tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. [1.3]
10  tu, toi (tutoiement entre hommes seulement) [1.5]
11  tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [1.8]
Explanations in Italian  12  tu [1.18]
Examples  13  Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138]
14  Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#]
15  Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#]
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Pronouns :
Compound words 
Tables and plates  20  All the pronouns
21  All the pronouns

Updated on 2023/08/11