|
|
|
|

Entry1  iroa
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa
Explanations in English  4  [1.7] that one far away (in sight)
Explanations in French  5  [1.3] Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu)
6  [1.8] celui-là, au loin (visible)
Examples  7  [2.895] Nangina iroa jiolahy.
8  [2.131] Iza iroa andrefan-trano?
9  [2.69] tapaho koa iroa hazo ngezabe
10  [2.245] Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa.
Derivatives 
11  Pronouns :
Synonyms  12  iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Compound words 
Tables and plates  16  All the pronouns

Anagrams  17  airo, aori, aory, ario, aroy, iora, iroa, oria, roay

Updated on 2025/01/21