Entry | 1 imasoana |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana |
Explanations in French |
4 [1.3#436] Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) |
Examples |
5 [2.117#105] Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana 6 [2.470#] Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. 7 [2.332#] Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. |
Root | 8 maso |
Morphology |
|
Anagrams | 13 amoasany, imasoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |