Entry | 1 ilay fito |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) 4 [1.1][ilaifito] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo |
Explanations in English |
5 [1.2] seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. |
Vocabulary |
6 Meteorology |
Elementary words | 7 ilay, fito |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |