|
|
|
|

Entry1  ilavoamena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena)
Explanations in English  4  [1.2] [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena
Examples  5  [1.437#] Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa.
6  [2.472#] Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony.
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Elementary words  8  ila, voamena
Other spellings  9  lavoamena
Proverbs  10  Proverbs containing the word ilavoamena

Updated on 2024/12/12