|
|
|
|

Entry1  ilavoamena
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
Explanations in English  5  [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2]
Examples  6  Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437#]
7  Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472#]
Other spellings  8  lavoamena
Elementary words  9  ila, voamena
Proverbs  10  Proverbs containing the word ilavoamena

Updated on 2023/05/31