Entry (1/2) | 1 hosy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy | 4 fiasana tanimbary amin'ny omby [Taisaka] [1.78]5 fanitsahana amin' ny tongotra 6 fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1] |
Explanations in English | 7 the act of trampling the mud in the rice fields [1.7] |
Explanations in French | 8 action de piétiner les rizières [1.8]9 rizière irriguée 10 action de piétiner [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 18 hosy |
Part of speech | 19 noun |
Vocabulary |
20 Physics |
Explanations in Malagasy | 21 tady [Bara] [1.78] |
Explanations in French | 22 fil, câble [1.13] |
Anagrams | 23 hosy, sohy |
Updated on 2023/08/11 |