|
|
|
|

Entry1  ahosy (hosy)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho 4  Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1]
Examples  5  Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. [2.298#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Anagrams  11  ahosy, haosy, saohy

Updated on 2023/01/19