Entry (1/2) | 1 heny |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [1.1] |
Explanations in English |
4 so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [1.7] |
Explanations in French |
5 tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 heny |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify 13 Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [1.1] |
Explanations in French |
14 réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa) [Tankarana]
[1.19] |
Compound words |
|
Updated on 2023/04/26 |