|
|
|
|

Entry1  hentitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka
Explanations in English  4  [1.7] sharply cut off; definite, clear.
Explanations in French  5  [1.3] CoupĂ©, rompu net
6  [1.8] rompu net; nettement décidé ou exprimé .
Examples  7  [2.4] hoy aho hentitra dia hentitra.
8  [2.356] Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy.
9  [2.48] Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava.
10  [2.445] Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity.
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  20  ahentitr, hentitra

Updated on 2025/03/30