|
|
|
|

Entry1  heloka bevava
Elementary words  2  heloka, bevava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona
Explanations in English  5  [1.7] a serious crime
Explanations in French  6  [1.8] délit grave
7  [1.13] crime
Examples  8  [2.114#70] Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany;
9  [2.508#539] Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava.
10  [1.320] Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera
Compound words 

Updated on 2024/12/07