Entry | fihaza (haza) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1] | |
Explanations in French | Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3] | |
Examples | Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona;
[2.996] | |
Anagrams | fihaza, fizaha, hazafy |
Updated on 2023/01/09 |