Entry (1/3) | 1 hatsikana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany [1.1] |
Explanations in English |
4 a legend, an amusing story. See vosobosotra, vazivazy, angano, arira [1.2] |
Examples |
5 Mampiseho fahaiza-miteny sy mampiady hatsikana sy ohabolana eo izy [1.437#] 6 ary nony efa nihinana dia nijery ny miaramila France, mihira sy mandaha-teny, ary manao Taiatira tsy miteny, sy [h]atsikana maro ka nahafinaritra. [2.59#] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 11 hatsikana |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana [1.1] |
Explanations in English |
14 jocular, jesting, talkative [1.2] |
Entry (3/3) | 15 hatsikana |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny. (Xerochlamys pilosa) [1.1] |
Explanations in English |
18 a small shrub, the back of whose root is used in the manufacture of native rum, and as a black dye. It is also said to cause vomiting of blood if used in too great quantity. Xerochlamys pilosa, baker. [1.2] |
Explanations in French |
19 (nom d'un ancien mois lunaire, du sanscrit kartika ? Leptolaena bojeriana (Baill.) Cavaco et Leptolaena pauciflora Baker (Sarcolaenaceae). Racines ajoutées au rhum du pays pour lui donner une teinte brune appréciée. Écorces tannifères et tinctoriales. Le décocté des parties aériennes est administré en boissons dans la syphilis secondaire. Autrefois d'après les Tantaran'ny Andriana (« Histoire des Seigneurs »), on en détachait de petits fragments qui étaient inclus dans la peau après des scarifications. C'était le tetika amin'ny hatsikana. Cette pratique était censée protéger des maladies. Le bois servait surtout à faire du charbon de bois. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
20 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 23 ahantsika, hatsikana, katsahina |
Updated on 2024/06/09 |