Entry | 1 hatevezina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao matevintevina kokoa: Hatevezo ny lalotra fa manify loatra izy izany Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohatevezinareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo |
Explanations in French |
4 [1.3#701] qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente |
Root | 5 tevina |
Morphology |
|
Other spellings | 10 hatevenina |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |