Entry (1/2) | 1 hatevenina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in English |
4 [1.2] see matevina |
Root | 5 tevina |
Entry (2/2) | 6 hatevenina |
Part of speech | 7 passive verb |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo Ampitomboina hasina: Hateveno, rankizy, ny anaran-drainareo |
Explanations in French |
9 [1.3#701] qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente |
Root | 10 tevina |
Morphology |
|
Other spellings | 15 hatevezina |
Anagrams | 16 hatevenina, nitevehana |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |