Entry | 1 hasoavina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao |
Explanations in English |
4 [1.2] see soa. |
Root | 5 soa |
Morphology |
|
Anagrams | 10 anasaviho, anasavohy, hasavoany, hasivanao, hasoavina, havosaina, hiavosana, hisavanao, hisavoana, hivoasana, hosavanay, savohanay, voahasina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |