|
|
|
|

Entry1  harerahana
Root  2  reraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3] épuisement, découragement, pauvreté
Examples  6  [2.529] Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny.
7  [2.528] Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika.

Updated on 2024/12/11