Entry (1/3) | 1 haratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1] |
Explanations in English |
4 the act of shaving [1.7] |
Explanations in French |
5 action de se raser [1.8] |
Examples |
6 Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra. [2.424#] 7 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#] |
Derivatives |
|
Toponyms |
|
Entry (2/3) | 14 haratra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1] 17 hazo lolohavin'ny andriambo [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
18 the purlins in the roof of a house. [1.2] 19 a purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7] |
Explanations in French |
20 les pannes des toits [1.8] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 22 haratra |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in English |
24 aratra [1.7] |
Explanations in French |
25 aratra [1.8] |
Updated on 2023/10/21 |