Entry | 1 haran-tratra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina 4 [1.13] fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra |
Explanations in French |
5 [1.13] cage thoracique |
Vocabulary |
6 Biology |
Root | 7 harana, tratra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |