|
|
|
|

Entry1  hanky va re
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe!
Elementary words  4  hanky, va, re
Synonyms  5  hanky

Updated on 2024/12/10