|
|
|
|

Entry1  hamandoana
Root  2  mando
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato
Explanations in French  5  [1.13] humidité
Examples  6  [2.4#] Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana.
7  [2.424#] Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka.
Compound words 

Anagrams  9  andamohana, hamandoana, handamanao, mahaondana

Updated on 2025/01/21