|
|
|
|

Entry1  hamamiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana
Explanations in French  4  [1.3#211] la douceur
Examples  5  [2.285#] Nasiana feony izy ary mbola tsy lany hamamiana hatramin' izao.
6  [2.470#] hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra.
7  [2.245#] Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay hamamiana toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina.
Root  8  hamy
Synonyms  9  hamamy
Proverbs  10  Proverbs containing the word hamamiana

Anagrams  11  hamamiana, hanamamia, mahamaina

Updated on 2025/01/21