|
|
|
|

Entry (1/2)1  halaky
Root  2  laky
Part of speech  3  morphological form of malaky
Examples  4  [1.103#106] halaky aho (Je serai prompt)
5  [2.996#25.7.9] Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao
6  [2.285#214] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity

Entry (2/2)7  halaky
Root  8  laky
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy
Explanations in French  11  [1.13] vitesse, rapidité, célérité
Examples  12  [2.285#] Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana.
Synonyms  13  hafaingana
Compound words 

Anagrams  19  halaik, halaky, halika, lahika

Updated on 2025/01/21