Entry | 1 haja sy voninahitra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana |
Elementary words | 4 haja, voninahitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |