Entry | 1 hafohezana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra fohy: Tsy afaka hiresaka be aho noho ny hafohezan' ny fotoana |
Explanations in English |
4 [1.2] shortness. |
Root | 5 fohy |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word hafohezana |
Anagrams | 7 hafohezana, hanafoheza |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |