|
|
|
|

Entry1  hafiriana
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] how many days?
Explanations in French  5  [1.8] combien de jours?
Root  6  firy
Compound words 

Anagrams  8  ary fanahy, fiarahany, fihariana, firaihana, hafiraiƱa, hafiranay, hafiriana, hiafarany, hifaranay, ifaharany

Updated on 2025/01/21