|
|
|
|

Entry1  hafinaretana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana
Vocabulary  4  Emotions
Root  5  finaritra
Synonyms  6  fahafinaretana

Anagrams  7  hafinaretana, ifanatrehana

Updated on 2025/01/21