Entry | 1 hafa fandry |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
hafahafa 4 [1.1] tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny |
Elementary words | 5 hafa, fandry |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |