Entry | 1 hafa fandry |
Elementary words | 2 hafa, fandry |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 hafahafa [Bezanozano]
[1.78] 5 tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1] |
Updated on 2024/08/29 |