|
|
|
|

Entry1  hadiovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Maha te hidera ny hadiovam-pitondran-tenany
Explanations in English  4  [1.2] cleanliness, purity
Root  5  dio
Synonyms  6  fahadiovana, hadio

Anagrams  7  hadiovana, hanadiova, hanodiava, havadinao, hovadiana

Updated on 2025/01/21