|
|
|
|

Entry (1/2)1  haavo (avo)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
4  Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French  5  Hauteur [1.13]
Examples  6  Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27#]
Compound words 

Entry (2/2)10  haavo (avo)
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Anagrams  13  avaho, avoha, haavo, havao, havoa, vahao

Updated on 2023/08/11