|
|
|
|

Entry1  avo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
4  Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
5  Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
6  Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1]
Explanations in English  7  high [1.2, 1.7]
8  lofty, eminent. See abo, ambo [1.2]
Explanations in French  9  haut, élevé [1.8]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  abo, ambo
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  23  Proverbs containing the word avo

Anagrams  24  avo, ova, vao, voa-, voa~

Updated on 2023/04/22