Entry 1/2 |
haavo
(avo)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
|
| Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
|
Explanations in French | Hauteur [1.13]
|
Examples | Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany.
[4.27]
|
Compound words |
|
|
Entry 2/2 |
haavo
(avo)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]
|
|