|
|
|
|

Entry1  fozalahy atakalo fozavavy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy
Elementary words  4  fozalahy, atakalo, fozavavy

Updated on 2024/12/26