Entry | 1 fotibaolina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] |
Vocabulary |
4 Game |
Synonyms | 5 foty |
Updated on 2020/07/31 |