|
|
|
|

Entry1  fomban-drazana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanaon' ny Razana izay arahin' ny taranaka mifandimby, mikasika indrindra ny fotoan-dehibe eo amin' ny fiainana, toy ny raha misy taraka na manambady na maty
ko-drazana, rohi-drazana, farahatoka, akanjon-goaika, tandroka niaraka aman-tsofina
Explanations in English  4  [1.2] [razana, an ancestor.] The customs of one's ancestors.
Elementary words  5  fomba, razana
Titles  6  Tantara sy fomban-drazana (Rainandriamampandry-Rabezandrina)
7  Tantara sy fomban-drazana Antandroy (Vorimanana Gabriel)

Updated on 2025/04/19