|
|
|
|

Entry1  fola-bango
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] anisan' ny bango volon' ny Ntaolo raha misaona izy
enti-milaza ny tsy maintsy itenenan' ny mana-manjo eo amin' ny fandevenana ny havany, indrindra raha ray aman-dreny hajaina no Lasa
Explanations in English  4  [1.2] A mode of plaiting the hair on attending a funeral.
Vocabulary  5  Hairstyles
Elementary words  6  folaka, bango

Updated on 2024/12/07