|
|
|
|

Entry1  foanana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io
Explanations in English  4  [1.7] to be abolished, to be brought to naught
Explanations in French  5  [1.8] qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle
Examples  6  [2.296#] Valin' ny natao tsy azo foanana.
7  [4.27#] Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana.
Root  8  foana
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  anafano, anafoan, anafona, anofana, foanana, nanafoa, naofana

Updated on 2025/01/21