|
|
|
|

Entry1  fizotra
Root  2  zotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara
Explanations in French  5  [1.13] processus; déroulement
Examples  6  [2.245#] Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra
7  [2.445#] Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna
Compound words 

Updated on 2024/12/11