Entry | 1 fizahozahoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina |
Explanations in French |
4 [1.3#287] L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief. 5 [1.5] Action de se mettre en avant, prétention. |
Examples |
6 [2.895#] hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. 7 [2.503#] fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. |
Root | 8 izahozaho |
Anagrams | 9 fihazohazoana, fizahozahoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |