|
|
|
|

Entry1  fivoriana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena
Explanations in English  4  [1.7] a meeting, a gathering;
Explanations in French  5  [1.8] réunion, assemblée
Root  6  vory
Analogs  7  fivoriambe
Compound words 
Titles  10  Ilay Fivoriana mahazendana (Rapatsalahy Paul)

Anagrams  11  fivoriana, voafariny

Updated on 2025/01/21