Entry | 1 fivoizana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana |
Root | 4 voy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |