Entry | 1 fivesarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko |
Explanations in English |
4 [1.7] a state of being heavily laden |
Explanations in French |
5 [1.8] état de celui qui est chargé |
Root | 6 vesatra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |